AN'HABAKABAKA


MIJERY

NY FAKANA SARY ENY AN'HABAKABAKA DIA IRAY AMIN'IREO FOMBA HISARIHANA NY OLONA SY HAMPIAVAKA NY FAMOKARANA ATAO NA NY FAMPAHAFATARANA AMIN'NY MAHAZATRA.

drone operator

MPANAMORY DRONE

Chris, mpanorina ny Madagascar Film & Photographie, dia mpanamory "drone" za-draharaha sy manam-pahaizana voafantina, manana ny fahazoan-dalana CAA, sady manao horonan-tsary izany matetika mihoatra ny fetran'ny azo atao amin'ny fampiasana ny teknolojian'ny "drone". Ny tanjony isaky ny tetik'asa iray dia ny haka sary amin'ny votoatin'ny mavitrika mba hanome lanja goavana ny famokarana. Vao haingana izy no nandray anjara tamin'ny série BBC Earth's Tropical islands, tamin'ny BBC Red List, tamin'ny série BBC An Octopus In My House ary tamin'ny série PBS When Whales Walked. Amin'izao fotoana izao dia eo ampanofanana an'ilay mpiara-miasa aminy malagasy Goff izy, tsy ho ela araka izany dia hanana mikirakira voafantina amin'io isika. 

map-black

FAHAZOAN-DALANA AMIN'NY "DRONE"

Afaka manampy anareo izahay amin'ny famakivakiana ny fandrika ara-taratasy izay miseho amin'ny fangatahana alalana eto Madagasikara. Ampahafataro anay ny filànareo sy ny daty, dia izahay no hanao ny ezaka rehetra mba ahazoanareo ny fahazoan-dalana amin'ny fotoana ilaina azy amin'ny fanodinana ny horonan-tsary. 

AERIAL

FAMPANOFANA "DRONE"

Afaka manampy anareo izahay amin'ny famakivakiana ny fandrika ara-taratasy izay miseho amin'ny fangatahana alalana eto Madagasikara. Ampahafataro anay ny filànareo sy ny daty, dia izahay no hanao ny ezaka rehetra mba ahazoanareo ny fahazoan-dalana amin'ny fotoana ilaina azy amin'ny fanodinana ny horonan-tsary.

STOCK

SARY SY HORONAN-TSARY TAHIRY

Rehefa nandeha ny taona, nitety ireo faritra sasany izay nahatalanjona sy sarotra naleha tamin'ny firenena izahay. Ety ampiafaran'ny lalana dia nahazo fitambarana tahirin-tsary sy horonan-tsary goavana amin'ny kalitao tsara, izay maneho ny maha tsara ny endriky ny tontolo, ny zava-maniry sy ny biby tsy mampino eto Madagasikara, ary koa ny loza manambana izay sedrain'ny tontolo iainana. Raha toa ka liana ianareo ka te hahazo izany horonan-tsary sy sary izany dia mifandraisa aminay.

TAHALAN-TSARY AN'HABAKABAKA


MPANJIFA


FIJERENA IREO SANGAN'ASANAY SASANTSASANY


Share by: