FANAMBADIANA


MIJERY

HITAHIRY FAHATSIAROVANA, TSY HO LEVONA MANDRAKIZAY

Ao anatin'ity Madagasikara mafinaritra ity, ny mpaka sary sy ny mpanao horonan-tsary za-draharaha anay dia afaka maka sary ny andro miavaka anareo sy hanao ny fomba rehetra mba ho fahatsiarovana feno fitiavana no voarakitra ao amin'ny fahatsiarovana mandritran'ny taona maro.


Manome karazana tolotra maro mba hamaliana ny filàna manokana izahay. Ny fanambadiana tsirairay dia tsy mitovy sy miavaka, ary miaraka aminareo hatrany izahay isaky ny dingana lalovana amin'ny tontolo andro mba ahazoana antoka fa voarakitra an-tsary ny tena zava-dehibe sy mba ho tena andro manan-tantara. 



"Misaotra an'i Chris & Goff nametraka fatsiarovana ny andronay! Azonay avokoa ireo zavatra izay nilainay- ireo Sary tsara Tsy mampino izay mampirehareha sy afaka zaraina amin'ny fianakavina sy ireo namana , ny fihetsempo sy fafinaretana , Sary izay mampitsiky sy mampatsiaro ny fanambadihanay otran'ny vao omaly…”

______

Arvis & Zanda 



Share by: