Madagascar Film & Photographie (MFP) no orinasa ny sarimietsika sy sary voalohany eto Madagasikara, manokana sy manome sary izay ambony kalitao ary koa manana sehatra feno amny ireo tolotra aran-tsarimihetsika sy aran-tsary.
MIHAONA AMIN'NY EKIPA
Ny fahaiza-manaonay, za-draharaha sy mahay mandray olona dia atolotray ho anareo mba hamaly ny filànareo eo amin'ny horonan-tsary sy ny sary pika. Raha te ahafantatra misimisy kokoa mahakasika ireo fahaiza-manao sy ny traik'efa mampiavaka dia tsindrio ny sary eo ambony.
Mpamorina sy talen'ny MFP
Mpamokatra / mpanatontosa, mpaka sary nampianan-tena
TAHALAN-TSARY
VAOVAO FARANY